Teny iditra | kotsana (kotsa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | kotsaina | ||||||||
Fivaditsoratra | akontsa, Ankatso, antsoka, kotsana, ontsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |