Teny iditra kotsetsotsetso (tsetsotsetso)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany
¶ Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/14