Teny iditra kotso
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-trondro misoratsoratra volom-batolalaka raha mbola kely, ary mena saika mivaivay rehefa lehibe; halavany 35 sm (Paretroplus petiti) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Paretroplus petiti
Teny mitovy hevitra damba

2009/09/01