Teny iditra kotsovato (kotso, vato)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Paretroplus kieneri
Mpanahaka  kotso

2013/02/23