Teny iditra kristaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato tantera-pahazavana sady mafy, velon-joro maromaro toa manara-dalàna jeometrika
Vera vita amin' io vato io, mangasohaso ary mamoaka feo mikarantsana raha voapaika kely [1.1]
 Vato-tantera-pahazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cristal [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: cristal.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31