Teny iditra kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy (kristianina, alahady, fa, halatra, akoho, alatsinainy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31