Teny iditra ladiresy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fiteny intsony fa adiresy no ampiasaina ankehitriny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an address for the post [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay adresse de lettre [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: l' adresse.

2013/02/27