Teny iditra laditra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy rototra sy mitaredretra, tsy maika fa toy ny milalao raha manao zavatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra laditra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] ketrona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra laditra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] Sorte de cigare qu'on fait avec une seule feuille de tabac enroulée sur elle-même. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2017/12/11