Teny iditra lady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hafainganana, hakingana
¶ Hafainganana mandre, mahamasaka sakafo, hafainganan-tsaina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra lady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fikisahana amin' ny tany, fananihana, fandehanana amin' ny tanana sy ny tongotra
¶ Fandokadokafana tafahoatra. [Rajemisa 1985]
   [Taisaka] fandadiana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   creeping, prowling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de ramper, marcher à quatre pattes, de traîner par terre [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra lady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tanosy] (de lady ou malady : dans le sens où l'on dit malady sofina : « avoir l'oreille fine »). Dombeya spectabilis Bojer et Dombeya spectabilis var. humblotii (Baill.) Arènes (Malvaceae). Cet arbre souvent planté autour des villages servait d'avertisseur, ses feuilles tombées à terre faisant un bruit caractéristique, surtout en saison sèche, et permettant de déceler l'arrivée de l'intrus (Réf. Service Forestier 6382). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Dombeya spectabilis, Dombeya spectabilis var. humblotii

Teny iditra lady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   vehivavy; vehivavy mahalala fomba sy mahay miaina
¶ anaram-boninahitra (Britain) [Hallanger 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/11