Teny iditra lafaoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana voahodidin' ny afo, izay ametrahana ny hanina tiana ho masaka tsy mivantana eo ambony afo: Atao anaty lafaoro matetika ny akoho atao ladobo
¶ Fantsona natao hivoahan' ny setroka avy amin' ny fatana: Mipololòtra ny setroka avy ao anaty lafaoro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an oven; a chimney [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay four; cheminée [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: le four.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31