Teny iditra lafatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra lafatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
¶ Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
¶ Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [Rajemisa 1985]
   zanatohatra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   rank [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   rang [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   gradin; escabeau [SLP: Voambolana]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra lafatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tatatra [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   entailles [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/21