Teny iditra lafi-drihana
Singan-teny lafika ; rihana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rairain-drihana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Solive [1.13]
Ohatra Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana. [2.285]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01