Teny iditra lafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tava: Misy lafy enina ny kodiakely
Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io?
Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A side, a face; an aspect of something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Côté, face [1.3, 1.8]
 Longueur, largeur, profondeur ou épaisseur, côtés des polygones, surfaces des polyèdres ; les divers points cardinaux d un pays, d’une ville, d’une montagne, d’un champ ; les deux versants d’une vallée ; ce qui est séparé par une plaine, par un fossé, par une rivière, par un lac, par la mer
Figuré: une branche de la parenté, comme du côté du père, du côté de la mère [1.3]
 Un aspect de quelque chose [1.8]
Ohatra 
1Enin-dafy ny kodia kely (Les dés ont six faces) [1.3]
2Any an-dafy atsimon’ ny lohasaha no itoerany (Il reste du côté sud de la vallée) [1.3]
3Ny lafin' ny kianja andrefana kely sakana kokoa noho ny ao atsinanana (Le côté ouest de la place est moins large que celui de l'est) [1.3]
4Refeso io lafin-trano io hahitana ny halavany sy ny hahavony (Mesurez ce côté de la maison our voir quelle en est la longueur et la hauteur) [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra lafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'acheter en gros des objets qu'on doit revendre en détail [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20