Teny iditra lagoromety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rojovy kely mipetaka amin' ny sakam-bavan-tsoavaly an-daniny roa avy izay mandalo ao ambanin' ny valananondranony ambany [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: la gourmette.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31