Teny iditra lahaly
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] alina [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] last night [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Provincial] la nuit dernière [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra ankaly ~ halina

2011/01/12