Teny iditra laha-pahitra
Singan-teny lahatra ; fahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
[ lahapahitra ] Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
 Kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vain discours [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24