Teny iditra lahara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] endrika, tarehy [Rakotosaona 1972]
   [Bara] tarehy, endrika, handrina [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Tankarana] face, front. (Rac. Làhatra). [David 1952 (takila L)]

Teny iditra lahara
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] raha [Rakotosaona 1972]

2017/03/10