Teny iditra laharana (lahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly [Rajemisa 1985]
Endriteny 
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
nolaharana
nolaharako
nolaharanao
nolaharany
nolaharantsika
nolaharanay
nolaharanareo
nolaharan'
nolaharan-
nolaharam-
nolahara-
holaharana
holaharako
holaharanao
holaharany
holaharantsika
holaharanay
holaharanareo
holaharan'
holaharan-
holaharam-
holahara-
laharo

Teny iditra laharana (lahatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a row, an alignment; order in merit or dignity [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rang, alignement; ordre de mérite, etc. [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ordre, rang, numéro
¶ laharam-piovana fiandohana: phase d'origine
¶ laharana araka isa: ordre numérique
¶ laharana ara-potoana: ordre chronologique
¶ laharan'ny fanafarana: numéro de la commande. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana]
¶ laharan'ny lazam-bidy: numéro de la facture. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana]
¶ laharan'ny vohoka iray: rang d'une matrice. [Voambolana: Matematika: alijebra] [SLP 1986]
Endriteny 
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
-daharana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/11/29