Teny iditra lahata
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] hatramin'izay, avy any, avy ao [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] de (provenance): Lahat' aia anao? -- Lahat' e Ranomena (D'où viens-tu? -- Je viens de Ranomena) [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny   lahate

2009/02/23