Teny iditra | lahatsoratra | ||||
Singan-teny | lahatra ; soratra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Literatiora an-tsoratra mety hiady rima na tsia [1.13] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A written discourse, a manuscript [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Discours écrit; manuscrit, texte [1.8] | ||||
Texte [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Zanakanarana | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |