Teny iditra lahilahy (lahy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy
¶ Sady sahisahy no kingakinga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing [Richardson 1885]
Sampanteny 

2013/02/27