Teny iditra lahi-mizàna (lahy, mizàna)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vy kely mijoro eo afovoan' ny mizàna mitsara ny fahamarinan' ny fandanjana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsara-mizana

2011/01/12