Teny iditra |
lahinjiro
|
Singan-teny | lahy ; jiro |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [ lahin-jiro ] Vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ lahin-jiro ] A wick [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ lahin-jiro ] La mèche des lampes, des bougies [1.8]
|
| Mèche d'une lampe [1.13]
|
Ohatra |
1 | Lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva.
[2.499]
|
2 | Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice.
[2.471]
|
3 | Lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka.
[2.643]
|
|
Kamban-teny |
|
|