Teny iditra lahintangerina (lahy, herina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vy lavalava mitsofoka amin' ny kodiarana amin' ny tendrony roa ary mitondra ny fiara manontolo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31