Teny iditra lahoina (laho)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana
Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20