Teny iditra laika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fomba fandeha na fanindra matotra, mendrika; famindra miadana, tsy rototra sy toa kamokano nefa miaingitraingitra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as daika and laitra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay démarche grave [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra laika
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a layman as compared to a clergyman [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay laïque [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: laïque.
Tsipelina hafa 

2013/02/27