Teny iditra laikolaiko (laiko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famindra somary miandranandrana nefa miadana, ary tsy maka sarotra loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a feeble gait [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra laiko

2009/10/21