Teny iditra laitra
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
¶ Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
¶ Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Mitovy hevitra: aritra ~ lefitra ~ tanty ~ toha ~ zaka
¶ Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [Richardson 1885]
   can be done; penetrated [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   qui peut se faire; pénétré [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Ny bikany  
laitra
laitry
laitran'
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/03