Teny iditra laizina (lay)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao haingana, mehina, rodorodoina: Tsy azo laizina ny raharaha fa atao milamina ihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : laizina, laiziko, laizinao, laiziny, laizintsika, laizinay, laizinareo, laizin', laizin-, laizim-, laizi-
Ny lasa : nolaizina, nolaiziko, nolaizinao, nolaiziny, nolaizintsika, nolaizinay, nolaizinareo, nolaizin', nolaizin-, nolaizim-, nolaizi-
Ny hoavy : holaizina, holaiziko, holaizinao, holaiziny, holaizintsika, holaizinay, holaizinareo, holaizin', holaizin-, holaizim-, holaizi-
Filaza mandidy : laizo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20