Teny iditra laka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny toerana afovoany amin' ny fanorona, izay ihaonan' ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny laka no maharesy amin' ny lalao fanorona
¶ Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona: ny lakabe, ny laka kely, ny lakavilana ary ny lakamanga). [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   lines drawn at right angles in the game called fanorona [Richardson 1885]
   a position in Malagasy chess or fanorona [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   une position aux échecs malgaches dits fanorona [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra laka
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   lakana [Provincial] [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/08