Teny iditra lakaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra
¶ Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the hold of a ship [Richardson 1885]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la cale.

2013/02/28