Teny iditra | lakan-jila | |
Singan-teny | lakana ; jila | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lakana maivana mora misosa raha vao voizina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pirogue qui roule, qui est légère [1.3] | |
Ohatra | Lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka?
[1.293] | |
Tovy hevitra | lakan-jejo | |
Mpanahaka | lakan-jilo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lakan-jila io | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27 |