Teny iditra lakoraona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany
Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: la couronne.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31