Teny iditra lakroa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: la croix.
Fifanahafana   hazofijaliana
Habaka   Lakroa n' Madagasikara (http://www.lakroa.org)

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/01