Teny iditra lalambe (lalana, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [ lalam-be ] arabe malalaka sady voavoatra tsara [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a main road [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay grande route, avenue [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
lalambe
lalambeko
lalambenao
lalambeny
lalambentsika
lalambenay
lalambenareo
lalamben'
lalamben-
lalambem-
-dalambe
-dalambeko
-dalambenao
-dalambeny
-dalambentsika
-dalambenay
-dalambenareo
-dalamben'
-dalamben-
-dalambem-
Ohatra Trano be miezinezina, lalambe migodana, mifanapatapaka sy miantsampy hatreny antenatenan' ny havoana, vahoaka mifanerasera toy ny hamonjy fety: [Rajaonarivelo: Bina, takila 45]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31