Teny iditra | lalana ira | |
Singan-teny | lalana ; irà | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tapany ambony amin'ny renirano [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cours supérieur d'un fleuve [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | lalana antenantenany ~ lalana ava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25 |