Teny iditra lalandava (lalana, lava)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Tsy misy fijanonana, tsy misy fitsaharana na fiatoana: Falifaly lalandava izy
Mitovy hevitra: mandrakariva [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [lava, long] perpetual, continual, constant [Richardson 1885]
   all the time [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   continuellement [Hallanger 1974]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/28