Teny iditra | lalao | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana ¶ Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly ¶ Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | play, recreation, amusement [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | jeu, amusement [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lalao io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana) | |||
Teny iditra | lalao (lala) | |||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao lalaina | |||
Ohatra | Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [Rajemisa 1985] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |