Teny iditra lalatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra lalatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanamainana faritra iray misy ranoka [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay drainage [SLP: Voambolana]

2011/01/30