Teny iditra lalina
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza izay misy elanelany be ny ta [...]
¶ Mangitsokitsoka
¶ Enti-milaza teny na hevitra voafototra t [...]
¶ Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lali [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   deep [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   profound [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre [Abinal 1888]
   profond [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [Rajohanesa: Kintana]
Sampanteny  
Fifanoheran-keviteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/12/22