Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
 A housefly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mouche [1.8]
 Mouche, drosophile [1.13]
Ohatra 
1Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? [2.270]
2Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445]
3Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Clubs at cards [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra elatra
Mpanahaka  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30