Teny iditra lalorina (lalotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana lalotra: Nolaloriny tsara ny tranon-dRabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be plastered, to be polished, to be varnished [1.2]
 To be plastered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on crépi, qu'on enduit [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lalorina, laloriko, lalorinao, laloriny, lalorintsika, lalorinay, lalorinareo, lalorin', lalorin-, lalorim-, lalori-
Ny lasa : nolalorina, nolaloriko, nolalorinao, nolaloriny, nolalorintsika, nolalorinay, nolalorinareo, nolalorin', nolalorin-, nolalorim-, nolalori-
Ny hoavy : holalorina, holaloriko, holalorinao, holaloriny, holalorintsika, holalorinay, holalorinareo, holalorin', holalorin-, holalorim-, holalori-
Filaza mandidy : lalory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20