Teny iditra lalotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara
¶ Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy plaster, polish [Richardson 1885]
 plaster, a coating [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay crépi; enduit [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/09/04