Teny iditra lamako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra lamako
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy applause [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay applaudissement [Hallanger 1974]

2011/01/30