Teny iditra lambako > lamba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?
Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony
Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2]
 Woven cloth; clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8]
 Tissu [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Lamba (Rabemananjara Jacques)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra lambako > Lamba
Singan-teny lamba
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rabemananjara Jacques
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipaohana, fifaohana zavatra, na fandavoana, fandringanana indray mandeha daholo, na filavoana, fianjerana, fahafatesana betsaka indray miaraka, toy ny miaramila maty an' ady na ny olona matin' areti-mifindra
Fanazavàna teny frantsay Action de rafler, d'abattre, de tomber en grand nombre, comme dans un massacre, dans une épidémie [1.3]
 Sens général : action de rafler, de prendre à pleine main. [1.196]
Sampanteny 
 

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ce qui est abattu, couché à terre, comme le riz qui a versé et dont la moisson est difficile. Voir lambambary. [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravin' akondro atao solom-bilia fihinanana; ny ambain' ny tsihy, hazofisaka, ngorodona, varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A large leaf or mat which serves as a table or a place to put food on or to lie on; breadth, width. Comp. lamba [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Large feuille servant d'assiete
Feuille de placage [1.3]
 (de lamba : pièce de tissu). Sens général : grandes feuilles qu'on découpe et sur lesquelles on offre la nourriture, principalement le riz ; elles remplacent les assiettes. Ce sont le plus souvent les feuilles de Bananier ou de ravinala et plus rarement des Arecaceae. Les offrandes faites aux ancêtres doivent obligatoirement être présentées sur ces lambana. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny fehezan-drindra hanaovana tsihy na mahavita tsihy iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Paquet de joncs préparés pour être tressés en nattes
Un paquet suffisant pour confectionner une natte [1.3]
 Sens particulier : nom des matières premières de sparterie lorsqu'elles sont prêtes à être tissées et qu'on les a mises en bottes correspondant à la capacité d'une main. Le verbe lambanana marque, dans ce cas, l'action de confectionner ces bottes. [1.196]
Sampanteny 

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Par extension, nom donné à des feuilles plus petites, ou des bractées ou spathes quand elles contribuent à cacher, couvrir ou conserver un produit utile. Par exemple les spathes qui enveloppent l'épi de maïs. Quand l'épi est mûr, on dit qu'il est main-dambana (de maina : sec). [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra lambako > lambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'un arbre à très grandes feuilles qui pousse le long de la baie d'Ampasindava. Sorte de Parassolier (d'après Grandidier). Ce serait donc une Moracée ? [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra lambanana