Teny iditra lambana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fipaohana, fifaohana zavatra, na fandavoana, fandringanana indray mandeha daholo, na filavoana, fianjerana, fahafatesana betsaka indray miaraka, toy ny miaramila maty an' ady na ny olona matin' areti-mifindra
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra lambana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ravin' akondro atao solom-bilia fihinanana; ny ambain' ny tsihy, hazofisaka, ngorodona, varavarana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a large leaf or mat which serves as a table or a place to put food on or to lie on; breadth, width. Comp. lamba [Richardson 1885]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra lambana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny fehezan-drindra hanaovana tsihy na mahavita tsihy iray [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/28