Teny iditra lamba rano (lamba, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ lambarano ] [Sihanaka] lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana) [Rakotosaona 1972]
 lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay [ lambarano ] toile de Bengale, toile bleue [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny nalaina 

2016/04/02