Teny iditra lamba sarika (lamba, sarika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy lamba mavomavo tsara natao tamin'ny sarika na kofehy madinika avy amin'ny vatan' akondro, izay nosarihana, dia notohizina natao lamba [Rajemisa 1985]

2009/11/07