Teny iditra lambolambo (lambo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] safosafo [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra lambo

Teny iditra lambolambo (lambo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Jereo mandina [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra malambolambo

2009/02/23