Teny iditra lambo mandia hosy
Singan-teny lambo ; mandia ; hosy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazanany "mpanaraka efa" ka ny vitan' ny sasany ihany indray no ataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21